05 MEPATE
Ao anatin’izay fandraisana ny traboina eny Andohatapenaka izay dia nidina teny an-toerana omaly ny minisim-panjakana Rivo Rakotovao, niaraka tamin’ny teknisianina nijery ny zava-misy teny an-toerana.